Entry | 1 kisa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1] |
All compound words | 4 mila kisa |
Synonyms | 5 akisa |
Anagrams | 6 Iska, 7 kasy, 8 kisa, 9 saky, 10 sika, 11 skia |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |