|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kisoso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Aretina mahatonga ny tena hivoaka voampano, tahaka ny kitrotro na bonibony, rehefa avy voan' ny nendra
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 5 kisosy |
| Teny iditra (2/2) | 6 kisoso |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 escarpolette.
[Tankarana]
[1.19] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|