|
|
|
|

Teny iditra1  kisosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina mahatonga ny tena hivoaka voampano, tahaka ny kitrotro na bonibony, rehefa avy voan' ny nendra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 rougeole. [Tankarana] [1.19]
5 éruption cutanée après la petite vérole [1.54]
Voambolana  6  Fahasalamana
Tsipelina hafa  7 kisoso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17