|
|
|
|

Teny iditra1  kitapo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a bag, a small sack [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 sac, sachet [1.8]
Ohatra  6  ary inona iny entinao an-kitapo iny? [2.445#]
7  Manonofy mitsabaka anaty kitapo feno vola loza. [1.381#]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  10 Randzavola: kitapo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  11 kapoty, kitapo, 12 pitako, 13 pokaty, 14 potika, 15 tapoky, 16 topika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17