Entry | 1 kitoza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana [1.1] |
Explanations in English |
4 salted and dried meat [1.7] |
Explanations in French |
5 viande boucanée [1.8] |
Examples |
6 Nisy arivo mahery ny isan' ny kitoza vitanay.
[2.472#]
7 Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. [2.643#] |
Derivatives |
|
All compound words | 17 5 combinations of this word |
Vocabulary | 18 Economy: food |
Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
Anagrams | 20 kitoza, 21 tikoza |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |