|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 kitso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 zavatra marani-doha
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 5 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 6 kitso |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fivoahan' ny tsinaim-body (aretina)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 hémorroïdes
[1.54] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Teny iditra (3/6) | 11 kitso |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Teny ilazana ny vava fivalanana raha toa ka tsy tiana hivantana ny fitenenana fa miresaka amin' olom-pady
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 clitoris
[1.13] |
| Voambolana | 15 Haiaina |
| Teny iditra (4/6) | 16 kitso |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 sentier des sangliers en forêt.
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (5/6) | 19 kitso |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 famaram-bary
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 22 kintso |
| Teny iditra (6/6) | 23 kitso |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 totozy
[Taisaka]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 26 voalavokitso |
| Fivaditsoratra | kitso, 27 kotsy, 28 tsiko, 29 tsoky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|