|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kivalavala |
| Fototeny | 2valavala |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Be vazivazy, be vosobosotra somary tsy mendrika, olona tsy ampoka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 said or done in jest; showing disrespect [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 fait ou dit par plaisanterie [1.3#341, 1.8] 7 qui aime à plaisanter, à rire [1.3#341] 8 peu respectueux [1.8] |
| Ohatra |
9 Indraindray misy kivalavala ka nanontany hoe : Lahy sa vavy izao zanakao Raparitra?
[2.285#]
10 Ianao mpitana an-dRamasobe sampin-dRavololona sampy malaza, hoy ilay anankiray kivalavala izay [2.588] |
| Voambolana | 11 Ontam-po |
| Teny iditra (2/3) | 12 kivalavala |
| Fototeny | 13vala |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Fefifefy amaritana tanàna na voly [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 petit parc, petit entourage [1.3#341] |
| Teny iditra (3/3) | 17 kivalavala |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Anja-by lavalava fanaovana tefy madinidinika [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 fer réduit en tringle et devant servir à forger de petits objets [1.3#341] |
| Fivaditsoratra | 21 kilavalava, 22 kivalavala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|