Entry | 1 kizanajanaka |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 zanaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sariolona na saribakoly ataon' ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, lalao sy lazainy fa zanany ka babeny na trotroiny |
Explanations in French |
5 [1.3#342] Poupée |
Vocabulary |
6 Game |
Anagrams | 7 anjakazakany, kizanajanaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |