Entry | 1 kizo tokana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 kizo, tokana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] lalana tsy misy afa-tsy tokana: Lalana kizo tokana ny fahafatesana (ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiainana) |
Examples |
5 [2.508] Lalana tery kizo tokana avy ao andrefana no hany fidirana mankao. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |