|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/8) | 1 -ko |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe ho |
| Ohatra |
3 Ompan-ko faty vao ela velona
[2.558]
4 Jodà manontolo lasan-ko babo [2.996] 5 Nony nandre izany izy, dia taitra sady tezitra ka nanontany hoe : "Lasan' olon-ko vady ahoana re?" [2.69] |
| Teny iditra (2/8) | 6 ko- |
| Sokajin-teny | 7 endritenin' ny hoe koka |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 ny hoe ko- dia tapaky ny teny hoe koka: antso
[1.1] |
| Teny iditra (3/8) | 9 ko- |
| Sokajin-teny | 10 endritenin' ny hoe kotra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 ny hoe ko- eto dia tapaky ny teny hoe kotra (antitra, tranainy, maintimolaly)
[1.1] |
| Teny iditra (4/8) | 12 ko |
| Sokajin-teny | 13 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Kian-teny tsy dia misy heviny fa entin' ny ankizy hanamafisana ny fitenenany no sady hiangolangolany:
15 Marary tsinona ny tananay ko [1.1] |
| Teny iditra (5/8) | 16 ko |
| Sokajin-teny | 17 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 indray, sy
[Taisaka]
[1.78] 19 fa, ka [Tanosy] [1.78] |
| Teny iditra (6/8) | 20 ko~ |
| Sokajin-teny | 21 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Karazana tovona miditra amin' ny fiforonan' anarana milaza fitaovana, toy ny KI-: Kofafa na kifafa, kofehy
[1.1] |
| Teny iditra (7/8) | 23 -ko |
| Sokajin-teny | 24 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana ka entina misolo ny olona
26 miteny raha tokana: 27 Efa vitako ny asako ka handeha aho. / 28 Marary ny tongotro sy ny soroko tamin'izaho potraka anikeheo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29 A suffix pronoun of the first person added to nouns and
30 passive and relative verbs. It is the sign of possession when 31 joined to nouns, and the agent of a passive or relative verb. 32 [Compare Malay aku, I.] [1.2] 33 Suffix of the first person singular: my, by me [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 De moi, par moi. Il se place comme régime indirect,
35 après les substantifs, les prépositions et les participes 36 passifs et relatifs. 37 Laviko: nié par moi, que je nie. 38 Anaovako: je m'en sers, j'y travaille. 39 Voavonjiko: sauvé par moi, que j'ai sauvé. 40 Tanako: la main de moi, ma main. 41 Alohako: avant moi. [1.3] 42 Pron. pers. conjoint. De moi, par moi. [1.5] 43 Suffixe de la 1ère personne singulier, à moi, mien, par moi [1.8] 44 (on emploie la forme -o après -ka et après -tra; 45 pronom personnel suffixe - 1ère personne du singulier, après un radical verbal, 46 un verbe à la voie passive ou circonstantielle, un nom, une préposition) 47 de moi, par moi; mon, ma, mes. 48 Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés. 49 Ambon'ny taviko iroa ka hangalofako ho anao: 50 je vais te récolter [du miel] là-bas au-dessus de ma défriche. 51 Nanzaka amboninko: mon cadet est devenu un roi plus puissant que moi. [Tanala] [1.6] |
| Mpanahaka | 52 ahy, 53 aho, 54 izaho |
| Tsanganana sy sary iray takila |
55 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (8/8) | 56 ko |
| Sokajin-teny | 57 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
58 a plant whose leaves are siupposed to protect against evil-wishers
[Tanala]
[1.2#347] |
| Fanazavàna teny frantsay |
59 Plante indéterminée que les Tanala utilisent comme talisman contre les malédictions, les sortilèges et autres maléfices
[Tanala]
[1.196] |
| Voambolana | 60 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|