Entry | 1 kobaka am-bava, volana hatenda |
Elementary words | 2 kobaka, 3 vava, 4 volana, 5 hatra, 6 tenda |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 teny foana lazain' ny vava ary fampanantenana hatreo an-tenda ka tsy misy tanteraka; teny be fampanantenana eo am-bava fotsiny fa tsy arahim-panatanterahana [1.1] |
Examples |
9 Ka aoka izay, Andriamatoa, hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava, ka hatretsy no ho miakatra ihany.
[2.69]
10 maty aho ray vahoaka fa nilazan'olona ny kobaka am-bava ny volana an-tenda ka ny vavany nalefaka androtr'izay no namoizako ny ahy tsy foiko [2.131] 11 ka aoka izay Andriamatoa hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava [2.131] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |