|
|
|
|

Entry1  kobonina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  kobona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Rakofana aminy itandremana, afenina ao anaty lamba na akanjo: Nokoboniny tao anaty lambany ilay lefompohy ka tsy aisy nahita
Tazonina ao am-po, tsy lazalazaina amin' olona: Nokoboniny tao ny alahelony ka nony ela nanimba ny sainy
Explanations in French  9  [1.3#345] Qu’on couvre soigneusement, qu’on cache dans son vêtement: Nokoboniny tao anatin’ ny lambany ny akoho, fa naneno tampoka (Il cachait sous son lamba un poulet, qui s’est mis tout à coup à crier)
Examples  10  [2.472] Tamin' ny voalohany, tsaroako ny fijaliany, ny hatezerany koboniny ao am-pony, hita tamin' ny tarehiny koa ny dian' ny fihambatany nentiny.

Anagrams  11  ikobonan, kobonina, naboniko, nakobony, nibonoka, nikobona, nobinako, nobokain, nokinoba, nokobain, nokobani

Updated on 2025/01/21