Entry | 1 kodada |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitenenana haingana mifangaro noho ny fihetseham-po ka mila tsy ho fantatra izay lazaina, kodedika |
Explanations in French |
4 [1.3] bredouillement, confusion des paroles par suite d'une émotion ou d'une grande précipitation |
Root | 5 dada |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 kodadaka |
Anagrams | 10 dadako, kodada |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |