|
|
|
|

Entry1  kodia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Filokan' ny ankizy ny kodia kely ~ Kodia vato no anaran' ny vato atao amin' ny vavahadim-bohitra
Kodiarana
Fivarinana amin' ny ara-tsaina na ara-piainana. [1.1]
Explanations in English  4  a wheel [1.7]
Explanations in French  5  action de rouler, de se rouler, ce qui roule, les roues, les rouages
dégringolade au physique et au moral [1.3]
6  roue [1.8]
7  volant [1.13]
Examples  8  Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366#]
9  Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin' ny kodia. [2.996#]
10  Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  32  13 combinations of this word
Synonyms  33  kodiarana
Proverbs  34  Proverbs containing that word
Quotes  35  Texts mentioning this word

Anagrams  36 dikao, 37 dokay, 38 kaody, 39 kodia

Updated on 2025/10/11