Entry | 1 kodiarana |
Root | 2 kodia |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara [1.1] |
Explanations in English |
5 a wheel [1.7] |
Explanations in French |
6 roues boules que les enfants font rouler sur un plan incliné [1.3] 7 roue [1.8] |
Examples |
8 Ny kodiarana an-kavanana no voa.
[2.332#]
9 Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny. [1.281#ikakilaysyifaralahy] 10 Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary. [2.4#] |
All compound words | 11 5 combinations of this word |
Synonyms | 12 kodia |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |