|
|
|
|

Teny iditra1  kohafina
Fototeny  2 kohaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Antsoina amin' ny fikohafana: Nokohafiko izy fa tsy niherika akory [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 fanakiho, 10 fihonaka, 11 fikohana, 12 kahofina, kohafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12