Entry (1/2) | 1 kolejy |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra |
Explanations in English |
6 [1.7] a college |
Explanations in French |
7 [1.8] collège |
Examples |
8 [2.649] Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy 9 [2.356] Fagereng, misionera loterana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe 10 [2.499] Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara |
Vocabulary |
11 Education |
Entry (2/2) | 12 kolejy |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka]
kalita |
Examples |
15 [2.649] Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy. 16 [2.356] Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe; 17 [2.499] Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |