|
|
|
|

Teny iditra1 kolokolo dimbin' ny vary
Singan-teny  2kolokolo, 3dimby, 4vary
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ny taranaka izay misolo ny olona teo aloha, matetika ampiarabina amin' ny hoe solofo dimbin' ny ala [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12