Entry | 1 kolonely |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 manamboninahitra ambony amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka, ambany manarakaraka ny jeneraly ary ambony noho ny lietnà kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de vaisseau amin' ny tafika andranomasina [1.1] |
All compound words | 4 lietna-kolonely |
Vocabulary | 5 Military |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |