|
|
|
|

Entry1  kombarika
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hazo atao amin' ny rindrina toy ny talantalana mba hahafahana mandalotra na mianika; matetika koa anefa dia ny lavaka itsofohan' io hazo io amin' ny rindrina no maro mpanao hoe kombarika, na dia efa manana ny anarany aza io, dia ny hoe "lava-kombarika"
Explanations in English  5  [1.7] a scaffold; holes for fastening scaffolding
Explanations in French  6  [1.8] échafaudage, trous pour fixer un échafaudage
Synonyms  7  kombarina

Updated on 2025/08/10