|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 komby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Efi-pandrian' ny vehivavy tera-bao fahizay, izay voafefy tsihy tamin' ny lafiny efatra ary misy tohoka afo hanafana azy
4 Takoboka tsihy voazaitra fanao amin' ny filanjam-behivavy [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 komby |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Voir kompy.
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 20 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | komby, 21 mbiko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|