|
|
|
|

Entry1  kômitỳ
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] [komitỳ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray
Explanations in English  6  [1.7] [komìty] a committee
Explanations in French  7  [1.3] [komitỳ] comité
8  [1.8] [komìty] comité
Examples  9  [2.356#187] Dia ny tenako no notendren' ny Komity
10  [1.384#16] ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra
11  [1.384] Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI)
Other spellings  12  kaomity
Analogs  13  vaomiera, vaomiera

Anagrams  14  komity, kômitỳ, mikito, mitoky

Updated on 2025/08/10