Entry | 1 kongona |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany 6 [1.13] karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina |
Explanations in English |
7 [1.7] a bedbug; a cattle tick |
Explanations in French |
8 [1.8, 1.196] tique 9 [1.8] punaise des lits 10 [1.13] punaise 11 [1.196] parasite du bétail |
Examples |
12 [2.472#] Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny 13 [2.895#] noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy |
Vocabulary |
14 Zoology: invertebrates |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word kongona |
Anagrams | 16 kongona, kononga |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |