|
|
|
|

Teny iditra1  kononkonona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanafinafenan-javatra any anaty akanjo tsy aseho ny betsaka, na entina ka tsy atao miharihary ny fitondrana azy fa takontakonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 sly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action d'agir ou de faire en cachette, cachotterie [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19