|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kononkononina |
| Fototeny | 2 kononkonona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Afinafenina any anaty akanjo, takontakonana:
5 Nokononkononiny ilay mofo nomeko azy fa natahorany sao rombahin' ny namany [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|