Entry | 1 kopaka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefa manidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay |
Explanations in English |
16 [1.7] a flapping |
Explanations in French |
17 [1.8] action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau |
Examples |
18 [2.472#] Avy eo izy vao nanao ilay iray, izay toa kopaka sy zara fa vita fotsiny no nanaovany azy. |
Anagrams | 19 akapok, akopak, kapĂ´ka, kapoka, kopaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |