Entry | 1 kopetaka |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 petaka |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be. 7 [1.62] enti-milaza ny felatongotra sady fisaka no mivelatra; anondroana ny endri-javatra manahaka an' izany: Tsy omby an' io tongotrao kopetaka io ity kiraro ity |
Explanations in French |
8 [1.3] large, plat, aplati, se dit du pied |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |