Entry | 1 korataba |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 kotaba |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? |
Examples |
10 [2.529] Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. |
Synonyms | 11 kotaba |
Anagrams | 12 atrabako, atrobaka, borataka, korataba, rako-bata |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |