|
|
|
|

Teny iditra1  kotaba
Fototeny  2 taba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao kotaba be izao, rankizy? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 disorder, noise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 tapage [1.54]
7 tapage, désordre [1.8]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29  Feo
Tovy hevitra  30 korataba

Fivaditsoratra  31 botaka, kotaba, 32 taboka, 33 tobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19