|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 korefa |
| Fototeny | 2refa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. [1.10#K347] 5 Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 état de ce qui traîne ; action de traîner à terre, comme le bord, la queue des habits figuré: action d’agir avec lenteur dans les affaires [1.3#354] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 23kirefarefa, korebareba, korefarefa |
| Fivaditsoratra | 24 Kerofa, 25 korefa, 26 refoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|