|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 korefaina |
| Fototeny | 2korefa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atarozaka, atao ela vao vita: Nokorefain' ny Fitsarana ny raharahany ka maty tsy nahita ny fiafarany akory izy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 ikorefana, 10 korefaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|