|
|
|
|

Teny iditra1  kosehina
Fototeny  2 kosika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Faohina mafy, dilorina: Efa nokosehiko tamin' ny vorodamba ny gorodona fa tsy mety madio
5 Kikisana: Koseho amin' ny antsipika ny ranomainty amin' ny latabatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be rubbed out, as writing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on efface en frottant ou en grattant [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17