|
|
|
|
Teny iditra
1
kosika
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fikikisana; famaohan-javatra mafy mba hialan' ny loto; kosoka
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mi
ko
sika
Matoantenin' ny iharana :
5
ko
se
hina
,
6
voakosika
Matoantenin' ny fameno :
7
iko
se
hana
Anarana :
8
fikosehana
,
9
fikosika
,
10
kosi
ko
sika
,
11
mpikosika
Mpamaritra :
12
mahakosika
Fivaditsoratra
13
kisoka
,
kosika
,
14
sokaky
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19