Entry (1/2) | 1 kotrana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Feo avy amin' ny zavatra maro eo am-pihetsehana Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. |
Explanations in French |
12 [1.3] bruit d'un choc choc, agitation, trouble, tumulte, perturbation, dissentiment, désaccord, rixe |
Vocabulary |
13 Sound |
Entry (2/2) | 14 kotrana |
Part of speech | 15 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] [Betsimisaraka]
Volotsangana maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo |
Anagrams | 18 akotran, kotrana, nakatro, nakotra, natorak, natrako, natraok, natroka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |