|
|
|
|

Entry1  kotrehina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  kotrika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy: Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy
Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona
Proverbs  9  Proverbs containing the word kotrehina

Anagrams  10  haketrony, hanteriko, harentiko, hiketrona, hokinetra, horaketin, ikotrehan, karetohin, kotrehina, natrehiko, nihetrako, nikotreha, noketrahi

Updated on 2025/01/21