|
|
|
|

Teny iditra1  kotro-baratra
Singan-teny  2 kotroka, 3 varatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny firefotry ny varatra [1.1]
Ohatra  6  Tampoka, injay nisy feo, tabataba be aman-kotrobaratra, ary nihorohoro sy nikorontana ny tany. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12