|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kotroka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin' ny lanitra rehefa avy ny orana: Matahotra kotroka izaitsizy ny zafikeliko
4 Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako 5 Laza 6 Fandrahoana ny sakafo ho masaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 thunder; the sound of falling water
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 tonnerre; bruit de l'eau qui tombe
[1.8] |
| Ohatra |
9 Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny.
[2.471]
10 Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 25 Haitoetrandro |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 28 kotroka |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 voditongotra
[Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 31 Haiaina |
| Fivaditsoratra | 32 kokotra, kotroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|