|
|
|
|

Teny iditra1  makotroka
Fototeny  2 kotroka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Manetriketrika, re hatraiza hatraiza: Nakotroka izay fety tao Ananona izay
5 Matevim-be (fiteny amin' ny lamba na tafo herana): Lamba makotroka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12