Entry | 1 kotsabaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 kotsaba |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza ny rano itsapahan' ny tongotra ka mamoaka feo manokana, ny rano voakoban'ny tongotra: Nokotsabain' ny ankizy ny rano ka aiza no hisy trondro hihinana eo |
Anagrams | 9 aboantsika, abonatsika, akotsabany, ikotsabana, kotsabaina, nitsaboaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |