|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  kôsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 cosse [1.13]
Voambolana  4  Fizìka
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/7)6  Kosy
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8 zanakalahin' i Hama (Gen. 10. 8; 1 Tant. 1. 10). Ny taranany no natao hoe "Kosita" [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  9 Cush [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10 Kush [2.996]
Voambolana  11  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  12 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (3/7)13  Kosy
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15 razamben'i Jehody (Jer. 36. 14) [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  16 Cushi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  17 Kushi [2.996]
Voambolana  18  Soratra Masina
Tsipelina hafa  19 kosì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  20 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (4/7)21  Kosy
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  23 razan' i Zefanía mpaminany (Zef. 1. 1) [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  24 Cushi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  25 Kushi [2.996]
Voambolana  26  Soratra Masina
Tsipelina hafa  27 kosì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  28 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (5/7)29  Kosy
Sokajin-teny  30  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  31 mpanompon'i Saoly (Sal. 7) [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  32 Cush, a Benjaminite mentioned only in the title to Ps. 7.
33 He was probably a follower of Saul, the head of his tribe. [1.114]
Fanazavàna teny frantsay  34 Kush [2.996]
Voambolana  35  Soratra Masina
Tsipelina hafa  36 kosa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  37 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (6/7)38  Kosy
Sokajin-teny  39  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  40 anaran' ny tany voahodidin' ny Ony Gihona, ilay ony faharoa nivoaka avy
41 tany Edena (Gen. 2. 13). Angamba tao avaratr' i Asyria izy. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  42 Ethiopia [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  43 Kush [2.996]
Voambolana  44  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  45 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (7/7)46  Kosy
Sokajin-teny  47  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  48 Nosy kely ao atsimo andrefan'i Asia Minora, tokony ho 64 km. ao
49 atsimon' i Mileto. Tao no nijanonan' i Paoly
50 vetivety tamin'ny diany nitety tany fanintelony, raha niakatra ho any Jerosalema izy ; ary
51 tonga tao izy tamin' ny harivan' ny andro
52 nanaovany ilay teny fananarana tamin'ny
53 loholon' ny Fiangonana tany Efesosy. Nijanona tao indray alina ny Apostoly sy ny
54 namany, dia nandroso tamin' ny nalehany
55 ny ampitson' iny (Asa 21. 1). Maro ny Jiosy
56 nonina tao Kosy noho ny íandrosoan' ny
57 varotra tao ; ary angamba nisy Kristiana tany
58 tamin' ny nalehan' i Paoly tao. Nalaza ny nosy
59 noho ny lamba tsara nataon' ny olona tompontany ary noho ny divay vokatry ny tany.
60 Satria eo amin' io nosy io no ifanapahan' ny
61 lalana avy any Grisia mankany Asia Minora
62 sy ny avy any Syria mankany Egypta, dia
63 nahatonga ny varotra tao ho nandroso fatratra
64 izany. Tsy fantatra na efa tafakambana ho
65 isan' ny fari-tanin' i Asia izy tamin' ny taona
66 139 B.C., na tsia ; fantatra mazava anefa fa
67 tamin' ny andron' i Aogostosy Kaisara dia
68 isan' io fari-tany io izy. Lalana anankiray
69 fandalovan'ny Jiosy ity nosy ity raha miakatra hamangy an'i Jerosalema izy (Asa 21.
70 1). Ny anarany ankehitriny dia Stanko. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  71 Coos [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  72 Cos [2.996]
Voambolana  73  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  74 Toko sy andininy momba Kosy

Fivaditsoratra  75 kiso, 76 Kosi, kôsy, Kosy, 77 soky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27