|
|
|
|

Teny iditra1  laevigata    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cassia laevigata  4 maroatova, 5 ravintainakoho, 6 sanatry, 7 taikoho, 8 tainakoho, 9 tsiaridrafinamboa, 10 tsikakoho, 11 tsotsorinangatra, 12 voananjananjana, 13 voanembanamboa, 14 voantainakoho, 15 voateondolo, 16 vonjara
Crotalaria laevigata  17 engitsy, 18 hazomanarakandro, 19 kinesakinesa, 20 remaitso, 21 saraingitra, 22 tsiakasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28