Entry | 1 lafiratsy |
Elementary words | 2 lafy, 3 ratsy |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 ambadika na atin-javatra; voho [1.13] |
Explanations in French |
6 inconvénient envers; revers [1.13] |
Examples |
7 Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina
[4.27#2007/02/28]
|
Morphology |
|
Antonyms | 10 lafitsara |
Anagrams | 11 fisilatra, 12 lafiratsy |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |