|
|
|
|

Entry1  lafitsara
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  lafy, tsara
Morphology 
4  Simple :
5  Present :
All compound words 
Explanations in French  7  [1.13] avantage
parement
Examples  8  [4.27#2007/02/28] Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina
Antonyms  9  lafiratsy

Updated on 2025/08/10