|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  laha-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe lahatra

Teny iditra (2/3)3  laha
Sokajin-teny  4  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 raha [Taisaka, Bara, Tanala] [1.78]
6 raha [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 used in the provinces for raha [1.2]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)9  laha
Sokajin-teny  10  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 na dia... aza [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  12 hala, laha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17