|
|
|
|

Teny iditra1  lahiantitra
Singan-teny  2 lahy, 3 antitra
Sokajin-teny  4  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny lehilahy be taona, antitra; antidahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [lahy antira] 6 an old man [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 vieillard [1.3]
Ohatra  8  lahiantitra mbola feno hery izy [2.471]
9  Nasampin' i Ndriana am-babena ilay lahiantitra dia lasa koa izy nanaraka ny mpandositra. [2.5]
Tsipelina hafa  10 lahy antitra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  lahiantitra, 12 lahy antitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02