|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lakan-drano |
| Singan-teny | 2 lakana, 3 rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 canal
[1.13] |
| Ohatra |
7 Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo.
[2.472#]
8 Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. [2.113#] |
| Teny iditra (2/2) | 9 lakan-drano |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina
[1.1] |
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Tovy hevitra | 13 lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 14 lakandrano-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|