|
|
|
|

Teny iditra1  lakan-jila
Singan-teny  2 lakana, 3 jila
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 lakana maivana mora misosa raha vao voizina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 pirogue qui roule, qui est légère [1.3#374]
Ohatra  7  lakan-jila ve iny no mihilangilana toa handrendrika, sa voara masaka omaly ka miandry tohina hiraraka? [1.293]
Tovy hevitra  8 lakan-jejo
Mpanahaka  9  lakanjilo
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02