|
|
|
|

Teny iditra1  lakoina
Fototeny  2 lako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao miadana dia miadana, tsy rototra:
5 Mba haingankainganare fa aza dia lakoina toy izao ny dianao [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 alonika, 11 ilokana, 12 kaloina, 13 kaolìna, kaolina, lakoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27