|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 lako |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe la |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 my refusal
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 mon refus
[3.1] |
| Teny iditra (2/5) | 5 lako |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Miadana fa tsy mamindra haingana
8 tsy mifanizina (rary na tenona) 9 tsy mafy (randram-bolo). [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 flasque, faiblement tordu, sans énergie, lent, bien pris pour devenir grand et gros
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/5) | 12 lako |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 maresaka, betsaka
[Bara]
15 maro [1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 16 lako |
| Sokajin-teny | 17 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 indrindra, loatra
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 19 lako |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 kapoka
[Masikoro]
[2.606#152] |
| Fivaditsoratra | 22 kalo, 23 Kloa, 24 kolà, kola, lako, 25 loka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|