|
|
|
|

Entry1  lalaovina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  lalao
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady handaniana andro: Lalaovin' ny salsa ilay kiborin-taretra
Ihomehezana, hanihanina: Aza lalaovinareo ange, rankizy, io vehivavy adala io
Andaniana andro amin' ny fanaranam-batana: Holalaoviny fotsiny io vehivavy io fatsy halainy ho vady velively akory
Explanations in English  9  [1.2] to be played with
10  [1.7] to be played with; to be mocked
Explanations in French  11  [1.8] avec quoi ou dont on joue
Examples  12  [2.424#] Izany rehetra izany dia afaka lalaovina ao amin'ilay fianarana.
13  [2.472#] Efa rano rahateo moa no lalaovina, ka izay fanampiny kely etsy sy eroa, iny ve misy dikany!

Anagrams  14  ilalaovan, lalaovina, lalovanay, nilalaova, voalalina

Updated on 2025/07/29